Levitikosy 18:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “‘Aza misy atolotra* ho an’i Moleka ny taranakao.+ Aza zimbazimbaina hoatr’izany ny anaran’Andriamanitrao.+ Izaho no Jehovah. Deoteronomia 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy tokony hisy eo aminao mihitsy ny olona mandoro* ny zanany lahy na ny zanany vavy ao anaty afo,+ na manao sikidy,*+ na mampiasa herin’ny maizina,*+ na mitady fambara,+ na milalao ody,+
21 “‘Aza misy atolotra* ho an’i Moleka ny taranakao.+ Aza zimbazimbaina hoatr’izany ny anaran’Andriamanitrao.+ Izaho no Jehovah.
10 Tsy tokony hisy eo aminao mihitsy ny olona mandoro* ny zanany lahy na ny zanany vavy ao anaty afo,+ na manao sikidy,*+ na mampiasa herin’ny maizina,*+ na mitady fambara,+ na milalao ody,+