Nomery 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Isao+ ny vahoaka manontolo, dia ny Israelita,* ka isao tsirairay* araka ny fianakaviany, sy araka ny fianakaviambeny, ary araka ny lisitry ny anaran’ny lehilahy rehetra. Deoteronomia 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary naharitra 38 taona ny diantsika avy tany Kadesi-barnea ka hatramin’ny niampitantsika an’ilay Lohasahan’i* Zareda. Nandeha teny foana isika mandra-paharipak’ilay taranaka manontolo, dia ny lehilahy mpiady rehetra tao an-toby, araka izay efa nianianan’i Jehovah taminy.+ 1 Korintianina 10:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Na izany aza, dia tsy nankasitrahan’Andriamanitra ny ankamaroany, fa ripaka tany an-tany efitra.+
2 “Isao+ ny vahoaka manontolo, dia ny Israelita,* ka isao tsirairay* araka ny fianakaviany, sy araka ny fianakaviambeny, ary araka ny lisitry ny anaran’ny lehilahy rehetra.
14 Ary naharitra 38 taona ny diantsika avy tany Kadesi-barnea ka hatramin’ny niampitantsika an’ilay Lohasahan’i* Zareda. Nandeha teny foana isika mandra-paharipak’ilay taranaka manontolo, dia ny lehilahy mpiady rehetra tao an-toby, araka izay efa nianianan’i Jehovah taminy.+