Josoa 11:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nalain’i Josoa àry ilay tany manontolo, araka ny nampanantenain’i Jehovah an’i Mosesy.+ Ary nomen’i Josoa ho lovan’ny Israely izany, araka ny anjaran’izy ireo avy, mba hifampizaran’ireo foko.+ Dia nilamina ilay tany, ary tsy nisy ady intsony.+ Josoa 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nivory tao Silo+ ny vahoaka manontolo, izany hoe ny Israelita. Dia natsangan’izy ireo tao ny tranolay fihaonana,+ satria efa resin’izy ireo ilay tany.+ Salamo 44:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Noroahinao tamin’ny tananao ireo firenena,+Ary napetrakao teo amin’izay nisy azy ireny ny razambenay.+ Notorotoroinao ireo firenena ka noroahinao.+
23 Nalain’i Josoa àry ilay tany manontolo, araka ny nampanantenain’i Jehovah an’i Mosesy.+ Ary nomen’i Josoa ho lovan’ny Israely izany, araka ny anjaran’izy ireo avy, mba hifampizaran’ireo foko.+ Dia nilamina ilay tany, ary tsy nisy ady intsony.+
18 Ary nivory tao Silo+ ny vahoaka manontolo, izany hoe ny Israelita. Dia natsangan’izy ireo tao ny tranolay fihaonana,+ satria efa resin’izy ireo ilay tany.+
2 Noroahinao tamin’ny tananao ireo firenena,+Ary napetrakao teo amin’izay nisy azy ireny ny razambenay.+ Notorotoroinao ireo firenena ka noroahinao.+