Nomery 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Makà lehilahy iray isaky ny foko mba hiaraka aminareo. Tokony ho lohan’ny fianakaviambe+ daholo izy ireo. Nomery 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nasona+ zanak’i Aminadaba no avy amin’i Joda; Nomery 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Ny hitoby eo atsinanana, izany hoe tandrifin’ny fiposahan’ny masoandro, dia ny fizarana misy ny tobin’i Joda, arakaraka ny antokony* avy. I Nasona+ zanak’i Aminadaba no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Joda,
4 “Makà lehilahy iray isaky ny foko mba hiaraka aminareo. Tokony ho lohan’ny fianakaviambe+ daholo izy ireo.
3 “Ny hitoby eo atsinanana, izany hoe tandrifin’ny fiposahan’ny masoandro, dia ny fizarana misy ny tobin’i Joda, arakaraka ny antokony* avy. I Nasona+ zanak’i Aminadaba no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Joda,