Eksodosy 33:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Vao tafiditra tao amin’ilay tranolay i Mosesy, dia nidina ny andry rahona+ ka nijanona teo amin’ny fidirana amin’ilay tranolay raha mbola niresaka tamin’i Mosesy Andriamanitra.+ Nomery 12:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nidina tao anatin’ny andry rahona àry i Jehovah.+ Nijoro teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana izy, ka niantso an’i Arona sy Miriama. Dia nandroso izy mianadahy. Deoteronomia 31:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary niseho teo amin’ny tranolay fihaonana i Jehovah, tao anatin’ny andry rahona. Dia nijanona teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana ilay andry rahona.+
9 Vao tafiditra tao amin’ilay tranolay i Mosesy, dia nidina ny andry rahona+ ka nijanona teo amin’ny fidirana amin’ilay tranolay raha mbola niresaka tamin’i Mosesy Andriamanitra.+
5 Nidina tao anatin’ny andry rahona àry i Jehovah.+ Nijoro teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana izy, ka niantso an’i Arona sy Miriama. Dia nandroso izy mianadahy.
15 Ary niseho teo amin’ny tranolay fihaonana i Jehovah, tao anatin’ny andry rahona. Dia nijanona teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana ilay andry rahona.+