-
Josoa 13:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Dia nomen’i Mosesy lova ny fokon’ny Robenita, araka ny fianakaviany avy,
-
-
Josoa 13:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 ny tanàna rehetra eny amin’ilay lembalemba, ary ny faritra rehetra nofehezin’i Sihona mpanjakan’ny Amorita, izay nanjaka tao Hesbona.+ Resin’i Mosesy i Sihona+ sy ny mpiadidy teo amin’ny Midianita dia i Evy, Rekema, Zora, Hora, ary Reba,+ izay samy mpanjaka teo ambany fahefan’i Sihona sady nipetraka tao amin’ilay tany.
-