Nomery 23:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nanao an’izao oha-pitenenana izao i Balama:+ “Nalain’i Balaka mpanjakan’i Moaba avy any Arama aho,+Avy any amin’ny tendrombohitra any atsinanana, ka hoy izy: ‘Tongava atỳ hanozona an’i Jakoba. Tongava atỳ hanameloka an’i Israely.’+
7 Ary nanao an’izao oha-pitenenana izao i Balama:+ “Nalain’i Balaka mpanjakan’i Moaba avy any Arama aho,+Avy any amin’ny tendrombohitra any atsinanana, ka hoy izy: ‘Tongava atỳ hanozona an’i Jakoba. Tongava atỳ hanameloka an’i Israely.’+