Eksodosy 33:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Haniraka anjely eo alohanao aho,+ sady handroaka ny Kananita, ny Amorita, ny Hetita, ny Perizita, ny Hivita, ary ny Jebosita.+ Josoa 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia hoy i Josoa: “Izao no hahafantaranareo fa misy Andriamanitra velona eo aminareo,+ ary tsy maintsy horoahiny hiala eo anatrehanareo ny Kananita, ny Hetita, ny Hivita, ny Perizita, ny Girgasita, ny Amorita, ary ny Jebosita:+
2 Haniraka anjely eo alohanao aho,+ sady handroaka ny Kananita, ny Amorita, ny Hetita, ny Perizita, ny Hivita, ary ny Jebosita.+
10 Dia hoy i Josoa: “Izao no hahafantaranareo fa misy Andriamanitra velona eo aminareo,+ ary tsy maintsy horoahiny hiala eo anatrehanareo ny Kananita, ny Hetita, ny Hivita, ny Perizita, ny Girgasita, ny Amorita, ary ny Jebosita:+