Deoteronomia 1:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Dia hoy aho taminareo: ‘Aza mihorohoro noho ny aminy na matahotra azy.+ Deoteronomia 31:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Manàna herim-po ary mahereza!+ Aza matahotra na mihorohoro eo anatrehany,+ satria i Jehovah Andriamanitrareo no miara-mandeha aminareo. Tsy handao anareo izy ary tsy hahafoy anareo mihitsy.”+ Salamo 27:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 I Jehovah no mpanazava+ sy mpamonjy ahy, Koa iza no hatahorako?+ I Jehovah no manda miaro ny aiko,+ Koa iza no haharaiki-tahotra ahy? Isaia 41:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aza matahotra fa manohana anao aho.+ Aza manahy fa izaho no Andriamanitrao.+ Hanatanjaka anao aho ka hanampy anao.+Hitazona anao mafy amin’ny tanako ankavanana aho, dia ny tanako manao ny rariny.’
6 Manàna herim-po ary mahereza!+ Aza matahotra na mihorohoro eo anatrehany,+ satria i Jehovah Andriamanitrareo no miara-mandeha aminareo. Tsy handao anareo izy ary tsy hahafoy anareo mihitsy.”+
27 I Jehovah no mpanazava+ sy mpamonjy ahy, Koa iza no hatahorako?+ I Jehovah no manda miaro ny aiko,+ Koa iza no haharaiki-tahotra ahy?
10 Aza matahotra fa manohana anao aho.+ Aza manahy fa izaho no Andriamanitrao.+ Hanatanjaka anao aho ka hanampy anao.+Hitazona anao mafy amin’ny tanako ankavanana aho, dia ny tanako manao ny rariny.’