Deoteronomia 11:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Tsy hisy hahavita hanohitra anareo.+ Fa hataon’i Jehovah Andriamanitrareo mihorohoro sy matahotra anareo ny mponina ao amin’ilay tany manontolo handehananareo,+ araka ny nampanantenainy anareo. Josoa 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy hisy olona hahatohitra anao raha mbola velona koa ianao.+ Hoatran’ny nanampiako an’i Mosesy no hanampiako anao.+ Tsy handao anao aho ary tsy hahafoy anao mihitsy.+ Romanina 8:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Inona àry no holazaintsika amin’izany? Raha manohana antsika Andriamanitra, dia iza no hahavita hanohitra antsika?+
25 Tsy hisy hahavita hanohitra anareo.+ Fa hataon’i Jehovah Andriamanitrareo mihorohoro sy matahotra anareo ny mponina ao amin’ilay tany manontolo handehananareo,+ araka ny nampanantenainy anareo.
5 Tsy hisy olona hahatohitra anao raha mbola velona koa ianao.+ Hoatran’ny nanampiako an’i Mosesy no hanampiako anao.+ Tsy handao anao aho ary tsy hahafoy anao mihitsy.+
31 Inona àry no holazaintsika amin’izany? Raha manohana antsika Andriamanitra, dia iza no hahavita hanohitra antsika?+