Deoteronomia 7:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia hataony resinao ny mpanjakany,+ ka hofoananao etỳ ambanin’ny lanitra ny anaran’ireny.+ Tsy hisy hahavita hanohitra anao,+ mandra-pandringanao tanteraka an’ireny.+ Josoa 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy hisy olona hahatohitra anao raha mbola velona koa ianao.+ Hoatran’ny nanampiako an’i Mosesy no hanampiako anao.+ Tsy handao anao aho ary tsy hahafoy anao mihitsy.+
24 Dia hataony resinao ny mpanjakany,+ ka hofoananao etỳ ambanin’ny lanitra ny anaran’ireny.+ Tsy hisy hahavita hanohitra anao,+ mandra-pandringanao tanteraka an’ireny.+
5 Tsy hisy olona hahatohitra anao raha mbola velona koa ianao.+ Hoatran’ny nanampiako an’i Mosesy no hanampiako anao.+ Tsy handao anao aho ary tsy hahafoy anao mihitsy.+