-
1 Mpanjaka 4:24, 25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Teo ambany fifehezany mantsy ny faritra rehetra atỳ ampitan’ny Renirano,*+ nanomboka tany Tifsa ka hatrany Gaza,+ anisan’izany ny mpanjaka rehetra atỳ ampitan’ny Renirano. Ary niadana ny faritra rehetra nanjakany, sy ny manodidina rehetra.+ 25 Niaina nilamina tsara ny Joda
sy ny Israely tamin’ny andro rehetra nanjakan’i Solomona. Samy teny ambanin’ny voalobony sy ny aviaviny ny olona rehetra, hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.
-