Levitikosy 18:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “‘Aza manao firaisana amin’ny vadin’ny rainao.+ Manala baraka ny rainao izany.* Levitikosy 20:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ny lehilahy manao firaisana amin’ny vadin-drainy dia manala baraka an-drainy.*+ Tsy maintsy vonoina ho faty izy ireo, ary izy ireo ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.* Deoteronomia 27:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “‘Voaozona izay manao firaisana amin’ny vadin’ny rainy, satria manala baraka* ny rainy izy.’+ Dia hamaly ny olona rehetra hoe: ‘Amena!’ 1 Korintianina 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Misy fijangajangana,*+ hono, eo aminareo, ary fijangajangana* tsy fahita na dia eo amin’ny hafa firenena aza. Henoko hoe misy lehilahy manao tokantranomaso amin’ny* vadin-drainy.+
11 Ny lehilahy manao firaisana amin’ny vadin-drainy dia manala baraka an-drainy.*+ Tsy maintsy vonoina ho faty izy ireo, ary izy ireo ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.*
20 “‘Voaozona izay manao firaisana amin’ny vadin’ny rainy, satria manala baraka* ny rainy izy.’+ Dia hamaly ny olona rehetra hoe: ‘Amena!’
5 Misy fijangajangana,*+ hono, eo aminareo, ary fijangajangana* tsy fahita na dia eo amin’ny hafa firenena aza. Henoko hoe misy lehilahy manao tokantranomaso amin’ny* vadin-drainy.+