Deoteronomia 20:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Raha manatona tanàna iray ianao mba hiady aminy, dia lazao amin’ny mponina ao izay tokony hataony mba tsy hisian’ny ady.+
10 “Raha manatona tanàna iray ianao mba hiady aminy, dia lazao amin’ny mponina ao izay tokony hataony mba tsy hisian’ny ady.+