-
Fitomaniana 2:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Mitsangàna! Aoka ianao hiantsoantso mandritra ny alina, rehefa manomboka ny fiambenana.
Aborahy eo anatrehan’i Jehovah toy ny rano atosaka ny ao am-ponao.
-