Genesisy 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ny sisin-tanin’ny Kananita àry dia nanomboka tany Sidona ka hatrany Gerara,+ tany akaikin’i Gaza,+ ary hatrany Sodoma sy Gomora+ sy Adma ary Zeboima,+ tany akaikin’i Lesa. Genesisy 14:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Niaraka ireo mpanjaka ireo ka niady tamin’i Bera mpanjakan’i Sodoma,+ Birsa mpanjakan’i Gomora,+ Sinaba mpanjakan’i Adma, Semebera mpanjakan’i Zeboima,+ ary ny mpanjakan’i Bela, izany hoe Zoara.
19 Ny sisin-tanin’ny Kananita àry dia nanomboka tany Sidona ka hatrany Gerara,+ tany akaikin’i Gaza,+ ary hatrany Sodoma sy Gomora+ sy Adma ary Zeboima,+ tany akaikin’i Lesa.
2 Niaraka ireo mpanjaka ireo ka niady tamin’i Bera mpanjakan’i Sodoma,+ Birsa mpanjakan’i Gomora,+ Sinaba mpanjakan’i Adma, Semebera mpanjakan’i Zeboima,+ ary ny mpanjakan’i Bela, izany hoe Zoara.