Deoteronomia 31:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Manàna herim-po ary mahereza!+ Aza matahotra na mihorohoro eo anatrehany,+ satria i Jehovah Andriamanitrareo no miara-mandeha aminareo. Tsy handao anareo izy ary tsy hahafoy anareo mihitsy.”+ Josoa 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Mandidy anao indray àry aho hoe: ‘Manàna herim-po ary mahereza!’ Aza matahotra na mihorohoro, fa hanampy anao i Jehovah Andriamanitrao na aiza na aiza alehanao.”+
6 Manàna herim-po ary mahereza!+ Aza matahotra na mihorohoro eo anatrehany,+ satria i Jehovah Andriamanitrareo no miara-mandeha aminareo. Tsy handao anareo izy ary tsy hahafoy anareo mihitsy.”+
9 Mandidy anao indray àry aho hoe: ‘Manàna herim-po ary mahereza!’ Aza matahotra na mihorohoro, fa hanampy anao i Jehovah Andriamanitrao na aiza na aiza alehanao.”+