Eksodosy 14:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 I Jehovah mihitsy no hiady ho anareo,+ fa ianareo kosa hangina.” Deoteronomia 1:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Fa handeha eo alohanareo i Jehovah Andriamanitrareo ary hiady ho anareo,+ hoatran’ny efa hitanareo nataony tany Ejipta.+
30 Fa handeha eo alohanareo i Jehovah Andriamanitrareo ary hiady ho anareo,+ hoatran’ny efa hitanareo nataony tany Ejipta.+