Josoa 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nisy olona nirahin’i Josoa avy tao Jeriko hankany Ay,+ izay teo akaikin’i Beti-avena, tany atsinanan’i Betela.+ Dia hoy izy tamin’izy ireo: “Miakara ary tsikilovy ilay tany.” Niakatra àry izy ireo ka nitsikilo an’i Ay.
2 Ary nisy olona nirahin’i Josoa avy tao Jeriko hankany Ay,+ izay teo akaikin’i Beti-avena, tany atsinanan’i Betela.+ Dia hoy izy tamin’izy ireo: “Miakara ary tsikilovy ilay tany.” Niakatra àry izy ireo ka nitsikilo an’i Ay.