1 Tantara 6:57 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 57 Nomena ho an’ny taranak’i Arona ireo* tanàna fialokalofana,+ izany hoe i Hebrona,+ Libna+ sy ny kijanany, Jatira,+ Estemoa sy ny kijanany,+ 1 Tantara 6:60 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 60 Nomen’ny fokon’i Benjamina azy koa i Geba+ sy ny kijanany, Alemeta sy ny kijanany, ary Anatota+ sy ny kijanany. Nisy 13 ny tanàna rehetra nomena ny fianakavian’izy ireo.+
57 Nomena ho an’ny taranak’i Arona ireo* tanàna fialokalofana,+ izany hoe i Hebrona,+ Libna+ sy ny kijanany, Jatira,+ Estemoa sy ny kijanany,+
60 Nomen’ny fokon’i Benjamina azy koa i Geba+ sy ny kijanany, Alemeta sy ny kijanany, ary Anatota+ sy ny kijanany. Nisy 13 ny tanàna rehetra nomena ny fianakavian’izy ireo.+