Josoa 23:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Efa ho faty* aho izao. Ary fantatrareo tsara amin’ny fonareo manontolo sy ny tenanareo manontolo, fa tsy nisy tsy tanteraka na iray aza ny zava-tsoa rehetra nampanantenain’i Jehovah Andriamanitrareo anareo. Efa tanteraka taminareo daholo izy rehetra. Tsy nisy tsy tanteraka na iray aza.+ 1 Mpanjaka 8:56 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 56 “Hoderaina anie i Jehovah, izay nanome fiadanana* ho an’ny Israely vahoakany, araka ny nampanantenainy!+ Tsy nisy teny tsy tanteraka na iray aza ny zavatra rehetra nolazainy tamin’izy nampanantena zava-tsoa tamin’ny alalan’i Mosesy mpanompony.+ Hebreo 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tsy miova mihitsy ireo zavatra roa ireo* sady tsy hain’Andriamanitra andaingana,+ ka vao mainka izany mampirisika antsika hifikitra amin’ilay fanantenana natao teo anoloantsika, dia isika izay mialoka aminy.
14 “Efa ho faty* aho izao. Ary fantatrareo tsara amin’ny fonareo manontolo sy ny tenanareo manontolo, fa tsy nisy tsy tanteraka na iray aza ny zava-tsoa rehetra nampanantenain’i Jehovah Andriamanitrareo anareo. Efa tanteraka taminareo daholo izy rehetra. Tsy nisy tsy tanteraka na iray aza.+
56 “Hoderaina anie i Jehovah, izay nanome fiadanana* ho an’ny Israely vahoakany, araka ny nampanantenainy!+ Tsy nisy teny tsy tanteraka na iray aza ny zavatra rehetra nolazainy tamin’izy nampanantena zava-tsoa tamin’ny alalan’i Mosesy mpanompony.+
18 Tsy miova mihitsy ireo zavatra roa ireo* sady tsy hain’Andriamanitra andaingana,+ ka vao mainka izany mampirisika antsika hifikitra amin’ilay fanantenana natao teo anoloantsika, dia isika izay mialoka aminy.