Deoteronomia 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Manendre mpitsara+ sy mpifehy ny foko tsirairay ao amin’ny tanàna* rehetra homen’i Jehovah Andriamanitrao anao. Ary hitsara araka ny rariny izy ireo.
18 “Manendre mpitsara+ sy mpifehy ny foko tsirairay ao amin’ny tanàna* rehetra homen’i Jehovah Andriamanitrao anao. Ary hitsara araka ny rariny izy ireo.