Deoteronomia 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Mametraha mpitsara+ sy mpiadidy+ ho anao eo amin’ny vavahadinao, ao amin’izay tanàna rehetra omen’i Jehovah Andriamanitrao anao araka ny fokonao. Ary hitsara ny olona araka ny rariny ireo. Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:18 Fandalinana, Boky 1,
18 “Mametraha mpitsara+ sy mpiadidy+ ho anao eo amin’ny vavahadinao, ao amin’izay tanàna rehetra omen’i Jehovah Andriamanitrao anao araka ny fokonao. Ary hitsara ny olona araka ny rariny ireo.