Mpitsara 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary nianiana tany Mizpa+ ny lehilahy israelita hoe: “Tsy hisy amintsika ireto hanome ny zanany vavy ho vadin’ny lehilahy avy amin’ny fokon’i Benjamina.”+ Mpitsara 21:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Isika anefa tsy mahazo manome ny zanatsika vavy ho vadin’izy ireo, satria efa nianiana ny vahoakan’Israely hoe: ‘Voaozona izay manome vady ho an’ny fokon’i Benjamina.’”+
21 Ary nianiana tany Mizpa+ ny lehilahy israelita hoe: “Tsy hisy amintsika ireto hanome ny zanany vavy ho vadin’ny lehilahy avy amin’ny fokon’i Benjamina.”+
18 Isika anefa tsy mahazo manome ny zanatsika vavy ho vadin’izy ireo, satria efa nianiana ny vahoakan’Israely hoe: ‘Voaozona izay manome vady ho an’ny fokon’i Benjamina.’”+