Nomery 34:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Omeo an’izao toromarika izao ny Israelita: ‘Hiditra ao Kanana ianareo,+ ka ireto avy ny sisin’ny tany Kanana, ilay tany homena ho lovanareo.+ Nomery 34:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 ary avy eo amin’ny Tendrombohitra Hora ka hatrany Lebo-hamata,*+ ary any Zedada ny farany.+ Josoa 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Efa antitra sady nandroso taona i Josoa.+ Hoy àry i Jehovah taminy: “Efa antitra sady mandroso taona ianao izao, nefa ampahany lehibe amin’ilay tany no mbola tokony halaina. Josoa 13:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ny tanin’ny Gebalita+ sy ny ilany atsinanan’i Libàna manontolo, avy eo Bala-gada eo am-pototry ny Tendrombohitra Hermona ka hatrany Lebo-hamata;*+
2 “Omeo an’izao toromarika izao ny Israelita: ‘Hiditra ao Kanana ianareo,+ ka ireto avy ny sisin’ny tany Kanana, ilay tany homena ho lovanareo.+
13 Efa antitra sady nandroso taona i Josoa.+ Hoy àry i Jehovah taminy: “Efa antitra sady mandroso taona ianao izao, nefa ampahany lehibe amin’ilay tany no mbola tokony halaina.
5 ny tanin’ny Gebalita+ sy ny ilany atsinanan’i Libàna manontolo, avy eo Bala-gada eo am-pototry ny Tendrombohitra Hermona ka hatrany Lebo-hamata;*+