1 Samoela 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia lasa nankeny amin’ilay havoana izy ireo, ka nifanena tamin’ny mpaminany maromaro. Tonga dia nanome hery an’i Saoly ny fanahin’Andriamanitra,+ ka naminany+ niaraka tamin’izy ireo izy.
10 Dia lasa nankeny amin’ilay havoana izy ireo, ka nifanena tamin’ny mpaminany maromaro. Tonga dia nanome hery an’i Saoly ny fanahin’Andriamanitra,+ ka naminany+ niaraka tamin’izy ireo izy.