14 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Soraty ao amin’ny boky izao mba ho tadidy,* sady lazao amin’i Josoa hoe: ‘Hofafako tanteraka tsy ho eny ambanin’ny lanitra ny Amalekita, ka tsy hotsarovana intsony.’”+
8 Ary niakatra i Davida sy ny olony mba hanafika ny Gesorita+ sy ny Girzita ary ny Amalekita.+ Nanomboka teo Telama ka hatrany Sora+ mantsy ny tany nisy azy ireo, ary tonga hatrany Ejipta.