Genesisy 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra mitovy endrika aminy ny olona.+ Eksodosy 21:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Izay mamely olona ka mahafaty azy, dia tsy maintsy hovonoina ho faty.+ Nomery 35:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “‘Raha fitaovana vy no namelezany an’ilay olona ka maty ilay olona, dia mpamono olona izy. Tsy maintsy vonoina ho faty ilay mpamono olona.+ Nomery 35:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “‘Izay mahafaty olona dia tokony hovonoina ho faty, satria mpamono olona.+ Tokony hisy vavolombelona manamarina an’izany anefa.+ Tsy misy azo vonoina ho faty kosa raha iray monja ny vavolombelona.
6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra mitovy endrika aminy ny olona.+
16 “‘Raha fitaovana vy no namelezany an’ilay olona ka maty ilay olona, dia mpamono olona izy. Tsy maintsy vonoina ho faty ilay mpamono olona.+
30 “‘Izay mahafaty olona dia tokony hovonoina ho faty, satria mpamono olona.+ Tokony hisy vavolombelona manamarina an’izany anefa.+ Tsy misy azo vonoina ho faty kosa raha iray monja ny vavolombelona.