22Niala tao àry i Davida,+ ka nandositra nankany amin’ilay lava-bato ao Adolama.+ Rehefa naheno an’izany ny rahalahiny sy ny ankohonan-drainy manontolo, dia nidina nankany aminy.
19 Niakatra nankany amin’i Saoly tao Gibea+ ny lehilahy tao Zifa tatỳ aoriana, ka niteny hoe: “Miafina any akaikinay i Davida,+ eny amin’ny toerana sarotra aleha ao Horesa,+ eny amin’ny havoanan’i Hakila,+ eo atsimon’i* Jesimona.*+