1 Samoela 22:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa niala tao i Davida,+ ka nandositra+ nankany amin’ilay lava-bato+ ao Adolama.+ Ary nandre izany ny rahalahiny sy ny ankohonan-drainy manontolo, ka nidina nankany aminy. 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 22:1 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
22 Koa niala tao i Davida,+ ka nandositra+ nankany amin’ilay lava-bato+ ao Adolama.+ Ary nandre izany ny rahalahiny sy ny ankohonan-drainy manontolo, ka nidina nankany aminy.