5 Fa nanao vivery ny ainy izy mba hamonoana an’ilay Filistinina,+ ka nataon’i Jehovah nahazo fandresena lehibe ny Israely rehetra. Ary faly be ianao nahita an’izany. Koa nahoana ianao no hanota ka handatsaka ran’olona tsy manan-tsiny, dia hamono an’i Davida tsy amin’antony?”+