-
1 Mpanjaka 2:31, 32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Dia hoy ny mpanjaka taminy: “Izany nolazainy izany mihitsy atao. Vonoy izy dia aleveno, mba tsy ho tompon’andraikitra amin’ny ra nalatsak’i Joaba tsy ara-drariny+ izaho sy ny ankohonan-draiko. 32 I Jehovah no hamaly azy noho ny ra nalatsany,* satria lehilahy roa marina kokoa sy tsara kokoa noho izy no nasiany, nefa tsy fantatr’i Davida raiko izany. Novonoiny tamin’ny sabatra mantsy i Abnera+ zanak’i Nera, lehiben’ny tafiky ny Israely,+ sy Amasa+ zanak’i Jatera, lehiben’ny tafik’i Joda.+
-