17 Ary hoy izy: “Sokafy ny varavarankely atsinanana.” Dia nosokafany izany. Ary hoy i Elisa: “Mitifira!” Dia nitifitra izy. Hoy àry i Elisa: “Zana-tsipìkan’ny fandresen’i Jehovah, dia ny zana-tsipìka handresena an’i Syria! Hamely an’i Syria ao Afeka+ ianao, mandra-pandringanao azy.”