29 Tamin’ny andron’i Peka mpanjakan’ny Israely i Tiglato-pilesera+ mpanjakan’i Asyria no nanafika sy naka an’i Iona, Abela-beti-maka,+ Janoha, Kedesy,+ Hazora, Gileada,+ ary Galilia izany hoe ny tanin’i Naftaly+ manontolo. Ary nataony sesitany tany Asyria+ ny mponina tao amin’ireo.