33 Na teo aza izany, dia tsy niala tamin’ny lalan-dratsiny i Jeroboama, fa mbola nanendry olona avy tamin’ny sarambabem-bahoaka ihany mba ho mpisoron’ny toerana avo.+ Nataony mpisorona izay te hanao an’izany, ka hoy izy: “Avelao izy ho anisan’ireo mpisoron’ny toerana avo.”+