30 Dia nodioviko izy ireo ka nampiako mba tsy ho voataonan’ny hafa firenena hanao ratsy intsony. Ary samy notendreko hanao ny andraikiny sy ny fanompoany ny mpisorona sy ny Levita.+ 31 Nalamiko koa ny famatsiana kitay+ amin’ny fotoana voatondro sy ny voaloham-bokatra.
Mba tsarovy aho ka tahio, ry Andriamanitro ô.+