Salamo 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Handrarahany fandrika* ny ratsy fanahy;Afo sy solifara+ ary rivotra mahamay no ho anjaran’izy ireo.* Isaia 26:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ingainao ny tananao, Jehovah ô, nefa tsy jeren’izy ireo akory.+ Ho hitany fa mafana fo ho an’ny vahoakanao ianao, ka ho menatra izy ireo. Ary handevona azy ny afo natokana ho an’ny fahavalonao.
6 Handrarahany fandrika* ny ratsy fanahy;Afo sy solifara+ ary rivotra mahamay no ho anjaran’izy ireo.*
11 Ingainao ny tananao, Jehovah ô, nefa tsy jeren’izy ireo akory.+ Ho hitany fa mafana fo ho an’ny vahoakanao ianao, ka ho menatra izy ireo. Ary handevona azy ny afo natokana ho an’ny fahavalonao.