Isaia 42:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mihirà hira vaovao ho an’i Jehovah!+Hirao avy any amin’ny faran’ny tany ny fiderana azy,+Ry olona mivelona amin’ny ranomasina sy izay rehetra ao anatiny,Ry nosy sy ny mponina eo aminy!+
10 Mihirà hira vaovao ho an’i Jehovah!+Hirao avy any amin’ny faran’ny tany ny fiderana azy,+Ry olona mivelona amin’ny ranomasina sy izay rehetra ao anatiny,Ry nosy sy ny mponina eo aminy!+