Joba 21:14, 15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hoy anefa izy ireo amin’ilay tena Andriamanitra: ‘Aza helingelenina izahay! Tsy te hahafantatra ny lalanao izahay.+ 15 Iza moa ilay Mahery Indrindra no hotompoinay?+ Inona no soa ho azonay raha mahafantatra azy izahay?’+
14 Hoy anefa izy ireo amin’ilay tena Andriamanitra: ‘Aza helingelenina izahay! Tsy te hahafantatra ny lalanao izahay.+ 15 Iza moa ilay Mahery Indrindra no hotompoinay?+ Inona no soa ho azonay raha mahafantatra azy izahay?’+