-
Deoteronomia 9:21, 22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Dia nalaiko ilay zanak’omby, dia ilay fahotana nataonareo,+ ka nodorako tao anaty afo. Dia nopotipotehiko sy notorotoroiko tanteraka ilay izy ka lasa vovoka madinika tamin’ny farany. Natsipiko tao amin’ilay renirano nikoriana avy tany amin’ilay tendrombohitra ny vovony avy eo.+
22 “Mbola nampahatezitra an’i Jehovah koa ianareo tany Tabera+ sy Masa+ ary Kibrota-hatava.+
-