Josoa 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nivory tao Silo+ ny vahoaka manontolo, izany hoe ny Israelita. Dia natsangan’izy ireo tao ny tranolay fihaonana,+ satria efa resin’izy ireo ilay tany.+ 1 Samoela 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Lasa babo koa ny Vata masin’Andriamanitra, ary maty izy mirahalahy zanak’i Ely, dia i Hofinia sy Finehasa.+
18 Ary nivory tao Silo+ ny vahoaka manontolo, izany hoe ny Israelita. Dia natsangan’izy ireo tao ny tranolay fihaonana,+ satria efa resin’izy ireo ilay tany.+
11 Lasa babo koa ny Vata masin’Andriamanitra, ary maty izy mirahalahy zanak’i Ely, dia i Hofinia sy Finehasa.+