Isaia 60:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hankeo amin’ny hazavanao ny firenena,+Dia hanatona ny voninahitrao mamirapiratra*+ ny mpanjaka.+ Zakaria 8:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hisy vahoaka maro sy firenena matanjaka ho avy mba hitady an’i Jehovah Tompon’ny tafika any Jerosalema,+ sy hiangavy an’i Jehovah mba hankasitraka azy.’*
22 Hisy vahoaka maro sy firenena matanjaka ho avy mba hitady an’i Jehovah Tompon’ny tafika any Jerosalema,+ sy hiangavy an’i Jehovah mba hankasitraka azy.’*