Isaia 11:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Amin’izany andro izany, dia hisy fakan’i Jese+ hitsangana toy ny tsato-kazo famantarana ho an’ny vahoaka.+ Any aminy ny firenena no hangataka tari-dalana,*+Ary ho be voninahitra ny fonenany.*
10 Amin’izany andro izany, dia hisy fakan’i Jese+ hitsangana toy ny tsato-kazo famantarana ho an’ny vahoaka.+ Any aminy ny firenena no hangataka tari-dalana,*+Ary ho be voninahitra ny fonenany.*