Nomery 25:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tamin’izay mihitsy anefa no nisy Israelita anankiray nitondra vehivavy midianita+ nankeo amin’ny rahalahiny, teo imason’i Mosesy sy ny vahoakan’Israely manontolo. Izy ireo anefa tamin’izay mbola nitomany teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana. Deoteronomia 32:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nampisafoaka Azy izy ireo satria nivavaka tamin’ny andriamani-kafa,+Ary nampahatezitra Azy tamin’ny zava-maharikoriko.+
6 Tamin’izay mihitsy anefa no nisy Israelita anankiray nitondra vehivavy midianita+ nankeo amin’ny rahalahiny, teo imason’i Mosesy sy ny vahoakan’Israely manontolo. Izy ireo anefa tamin’izay mbola nitomany teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana.
16 Nampisafoaka Azy izy ireo satria nivavaka tamin’ny andriamani-kafa,+Ary nampahatezitra Azy tamin’ny zava-maharikoriko.+