-
2 Samoela 16:7, 8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Izao no nolazain’i Simey rehefa nanozona azy: “ ’Ndeha mandeha any! ’Ndeha mandeha any, ry lehilahy mpandatsa-dra. Ilay tsisy ilana azy ity! 8 Novalian’i* Jehovah taminao ny helokao rehetra, noho ianao nandatsaka ny ran’ny ankohonan’i Saoly sy naka ny fanjakany. Nomen’i Jehovah an’i Absaloma zanakao anefa ny fanjakana. Idiran-doza ianao izao, satria lehilahy mpandatsa-dra!”+
-