-
1 Samoela 24:6, 7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Hoy izy tamin’ny olony: “Sanatria ahy ny hikasi-tanana ny tompoko izay voahosotr’i Jehovah, satria tsy ankasitrahan’i Jehovah izany. Tsy hanao an’izany aho, fa voahosotr’i Jehovah izy.”+ 7 Izany no nolazain’i Davida mba hisakanana* ny olony tsy hamely an’i Saoly. I Saoly kosa nitsangana ka niala tao amin’ilay lava-bato, ary nanohy ny diany.
-