Eksodosy 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary halaiko ho vahoakako ianareo, ka ho Andriamanitrareo aho.+ Dia ho fantatrareo tokoa fa izaho no Jehovah Andriamanitrareo, izay hanafaka anareo amin’ny enta-mavesatra ampitondrain’ny Ejipsianina anareo. Eksodosy 19:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ho lasa mpanjaka sy mpisorona ary firenena masina ho ahy ianareo.’+ Ireo no teny holazainao amin’ny Israelita.” Deoteronomia 32:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa ny anjaran’i Jehovah dia ny vahoakany,+Ary i Jakoba no lovany.+
7 Ary halaiko ho vahoakako ianareo, ka ho Andriamanitrareo aho.+ Dia ho fantatrareo tokoa fa izaho no Jehovah Andriamanitrareo, izay hanafaka anareo amin’ny enta-mavesatra ampitondrain’ny Ejipsianina anareo.
6 Ho lasa mpanjaka sy mpisorona ary firenena masina ho ahy ianareo.’+ Ireo no teny holazainao amin’ny Israelita.”