4 Mahatsiaro ny lasa aho, ka avoakako daholo ny ato am-poko.
Niara-dia tamin’ny maro mantsy aho taloha;
Fanaoko ny nandeha moramora teo alohan’ny vahoaka, nankany an-tranon’Andriamanitra.
Nihorakoraka sy falifaly ary nisaotra an’Andriamanitra izahay.
Vahoaka be nanao fety+ izahay, tamin’izany.