3 Nihira ny hiran’i Mosesy+ mpanompon’Andriamanitra sy ny hiran’ny Zanak’ondry+ izy ireo, hoe:
“Lehibe sady mahagaga ny asanao,+ Jehovah Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra.+ Ara-drariny sy azo atokisana ny zavatra ataonao,+ ry Mpanjakan’ny mandrakizay.+