9 Dia nihira hira vaovao+ izy ireo hoe: “Mendrika handray an’ilay horonam-boky sy hamaha ny tombo-kaseny ianao. Efa novonoina ho faty mantsy ianao, ary ny ranao no nividiananao olona avy tamin’ny foko sy fiteny* sy vahoaka ary firenena rehetra,+ mba ho an’Andriamanitra.+